Teny iditra | takelajozoro | |
Singan-teny | takelaka ; zozoro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1] | |
Tovy hevitra | takelaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |