Teny iditra |
takina
(taky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava ¶ Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | to be demanded as something due [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | qu'on exige de droit [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
takina
takiko
takinao
takiny
takintsika
takinay
takinareo
takin'
takin-
takim-
taki-
| |
notakina
notakiko
notakinao
notakiny
notakintsika
notakinay
notakinareo
notakin'
notakin-
notakim-
notaki-
| |
hotakina
hotakiko
hotakinao
hotakiny
hotakintsika
hotakinay
hotakinareo
hotakin'
hotakin-
hotakim-
hotaki-
| |
takio | |
|
|