Teny iditra | 1 takodara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy |
Voambolana |
4 Haibiby: vorona |
Tsipelina hafa | 5 tsakodara |
Tovy hevitra | 6 barao, drao, takadalana, tsakodara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |