Teny iditra tako-doha (takotra, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [Rajemisa 1985]

Teny iditra takodoha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] entana [Rakotosaona 1972]

2012/09/06