Teny iditra tako-doha
Singan-teny takotra ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [1.1]

Teny iditra takodoha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Entana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21