Teny iditra | 1 takofana |
Fototeny | 2 takotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 takonana [Bara]
[1.78] 5 Saronana amin' ny takotra: Takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be covered with a lid. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 afantoka, takofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |