|
|
|
|

Teny iditra1  takofy
Fototeny  2  takotra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana takofana [Fitanisana]
Ohatra  4  takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1]

Fivaditsoratra  5  fatiko, fatoky, fitoka, fotaky, kifato, tafiko, tafoky, takofy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31