|
|
|
|

Teny iditra1  takolahina
Fototeny  2  takolaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
5  Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  lahitokana, takolahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20