|
|
|
|

Teny iditra1  takolahy
Fototeny  2  takolaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana takolahina [Fitanisana]
Ohatra  4  [1.1] takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
5  [1.1] takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika

Fivaditsoratra  6  hitakalo, hitolaka, takolahi, takolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21