Teny iditra takon-kenatra
Singan-teny takona ; henatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
Tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
Fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15