Teny iditra takony
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Taisaka] entina, lanjaina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao takona sy mpisolo

Teny iditra takony (takona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao takonana sy takonina [fitanisana]

Teny iditra takony
Sokajin-teny anarana takona sy takotra sy mpisolo

2013/06/20