Teny iditra | 1 tako-pery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka 4 [1.13] [takopery] ra maina manakona ny fery |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] scab; lit. the cover of a sore. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] [takopery] croûte 7 [1.5] croûte de plaie |
Ohatra |
8 [2.424#] Maina ireo fery ary lasa takopery. 9 [2.643#] Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Singan-teny | 11 takotra, fery |
Fivaditsoratra | 12 aporetik, pitaroke, poretika, tako-pery, taperiko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |