Teny iditra takorobabo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
 Kitapon-tsakafon'ny vorona [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The craw of a bird [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jabot [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tranon-dremby
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31