Teny iditra taksia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. taxi] Fiarakodia mikarama mitondra olona mifamezivezy amin' ny tanàn-dehibe; fiarakaretsaka [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: taxi.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31