Teny iditra | 1 taksia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. taxi] Fiarakodia mikarama mitondra olona mifamezivezy amin' ny tanàn-dehibe; fiarakaretsaka |
Voambolana |
4 Fitaterana |
Fivaditsoratra | 5 atsiak, atsika, itsaka, takasy, taksia, tsaika, tsiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |