Teny iditra tala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fitaovam-pitsirian'ny zavamaniry tsy misy vahatra na taho na ravina [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy  [Sakalava] shrubs or trees, from the fibres of which the Sakalava make a kind of Lamba. There are three species: talabanaka, talafotsy, and talamena. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay thalle [SLP 1986]
  [Sakalava] (de ala : action d'enlever, de sortir les fibres). D'après Grandidier, nom ancien des plantes qui fournissaient des fibres textiles. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tala~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny tala~]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31