| Teny iditra (1/2) | 1 tala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fitaovam-pitsirian'ny zavamaniry tsy misy vahatra na taho na ravina
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Sakalava] shrubs or trees, from the fibres of which the Sakalava make a kind of Lamba. There are three species: talabanaka, talafotsy, and talamena.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 thalle
[1.13.fr#185] 6 [Sakalava] (de ala : action d'enlever, de sortir les fibres). D'après Grandidier, nom ancien des plantes qui fournissaient des fibres textiles. [1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 tala~ |
| Sokajin-teny | 10 tovona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | tala, tala~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|