Teny iditra | tamango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [Rajemisa 1985] | |||
Teny iditra | tamango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Bara] vatampaty (amin'ny faty maina) [Rakotosaona 1972] | |||
[Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana [Rajemisa 1985] | ||||
Teny iditra | tamango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Tanala] ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [Rakotosaona 1972] | |||
Teny iditra | tamango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
2010/05/06 |
![]() |