Teny iditra (1/4) | 1 tamango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) |
Teny iditra (2/4) | 4 tamango |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Bara]
vatampaty (amin'ny faty maina) 7 [1.1] [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana |
Teny iditra (3/4) | 8 tamango |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tanala]
ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy |
Teny iditra (4/4) | 11 tamango |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 15 atangom, tamango |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |