Teny iditra (1/2) | 1 tambahoaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Mahafaly]
kinaoly, olona zeny |
Teny iditra (2/2) | 4 Tambahoaka |
Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] 7 [Antambahoaka] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.11] 9 [Antambahoaka] petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. 10 [1.5] 11 [Antambahoaka] population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) |
Voambolana |
12 Tantara: firenena |
Tsipelina hafa | 13 antambahoaka |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 15 mahakotaba, mahatobaka, tambahoaka, Tambahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |