| Teny iditra | 1 tambako |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Paraky.
[1.1] 4 [Sihanaka] paraky [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tabac
[1.3] 6 [Betsileo+Sakalava] (viendrait du français tabac, à moins que ce ne soit du portugais tabaco). Nom relevé anciennement par Grandidier, Malzac, etc. Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Introduit anciennement et cultivé. Les Malgaches apprécient surtout les tabacs très corsés, riches en nicotine, à feuilles épaisses. [1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: ahitra |
| Mpanahaka | 8 tambakoratsy |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tambako |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | tambako, 12 tombaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|