|
|
|
|

Teny iditra1  tambinana
Fototeny  2  tambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana tambiny na fanampiny mba ho tsara fipetraka
Enti-milaza olona ampiampiana lava fa tsy mahavita tena
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tambinana io

Fivaditsoratra  10  manabanty, nambatany, natambany, natambina, tambanany, tambinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21