Teny iditra (1/2) | 1 tambo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ialohan' ny hoe "tsy" mandrakariva io teny io, ka ny heviny amin' izany dia hoe be dia be, lehibe dia lehibe hany ka...: Tsy tamboko holazaina ny fahoriana nampitondrain-dRangahy io ahy (be dia be ka tsy hitako holazaina...). |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Ce mot est toujours précédé de tsy et signifie alors : si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut... |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 tambo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (mot d'origine souahéli d'après Grandidier). Ancien nom donné aux feuilles du Poivrier bétel, Piper betle L. (Piperaceae), qu'on importait comme masticatoire et pour vernir les dents en noir, avant l'utilisation des frotte-dents qui paraît plus récente. |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 11 batom, mbato, tambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |