|
|
|
|

Teny iditra1  tamina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be dug through, to be broken into
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste
6  [1.8] qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction
Ohatra  7  [1.3] notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison)
8  [1.3] notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village)
Fototeny  9  tamy
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14  tamena
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  amitan, anatim, antima, atanim, itanam, manaty, matañy, mitana, mitanà, naitam, namita, nataim, tainam, tamani, tamany, tamina, taniam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30