|
|
|
|

Teny iditra1  tamina
Fototeny  2  tamy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be dug through, to be broken into
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste
7  [1.8] qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction
Ohatra  8  notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison) [1.3]
9  notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village) [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14  tamena
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  amitan, anatim, antima, atanim, itanam, manaty, matañy, mitanà, mitana, naitam, namita, nataim, tainam, tamani, tamany, tamina, taniam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08