Teny iditra Tampatrana (any, fatrana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [Rahajarizafy: Kabary, takila 5]

2015/10/28