| Teny iditra | 1 tampona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
4 Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] |
| Ohatra |
5 Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472#142]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 11 misy io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 mpanato, 22 mpanota, 23 pamonta, tampona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|