Teny iditra tanan-dava (tanana, lava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zavatra ifanoloran' ny olona mitandahatra maromaro an-kamindrafindra [Rajemisa 1985]

Teny iditra Tanandava (tanàna, lava)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany tanana, lava

2013/08/30