Teny iditra tananivoho (tanana, voho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31