Teny iditra tanan-kodiarana (tanana. kodia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ireo hazo misandrahaka avy eo amin' ny foiben-kodiarana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay rayon de roue [SLP 1986]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31