Teny iditra | tanan-kodiarana | |
Singan-teny | tanana ; kodiarana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo hazo misandrahaka avy eo amin' ny foiben-kodiarana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rayon de roue [1.13] | |
Tsipelina hafa | tanan-kodia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |