Teny iditra tandomitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [Abinal 1888]
 urticaire, petite éruption cutan& [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Famaritana frantsay urticaire [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2012/09/08