Teny iditra | 1 tandonaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony |
Ohatra |
4 [2.48] Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny tandonaka mifampizara ao izy. |
Fototeny | 5 lonaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |