Teny iditra tandrano (rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tanosy] Valamparihy [1.78]
 Tany nasondrotra hitanana ny rano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Digue, diguette [1.13]

Teny iditra tandrano (rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo monina amoron-drano na eny an-keniheny [1.1]

Teny iditra tandrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de rano : eau). Nom général des espèces ripicoles : poussant sur les rives des cours d'eau. Plus spécialement : Agauria salicifolia Hook. f. variété littoralis DC. Ined. (Ericaceae). Très toxique pour le bétail. Riche en grayanatoxines. [1.196]
Anarana siantifika Agauria salicifolia
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31