Teny iditra (1/2) | 1 tandrena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Endrikendrehina, tsaratsaraina foana, tombotombohina |
Fototeny | 4 tandry |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 tendrena |
Teny iditra (2/2) | 10 tandreña |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka, Bara]
varimbariana |
Fivaditsoratra | 13 antendra, nandetra, tandrena, tandreña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |