Teny iditra | 1 tandrevaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka 4 [2.285#222] tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#667] soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation |
Ohatra |
6 Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa. [2.245#170] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |