|
|
|
|

Teny iditra1  tandrifin-drahona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] orana milatsaka tsy ampoizina ary tsy maharitra ela
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] légère pluie qui tombe au passage d'un nuage
paroles en l'air
5  [2.415] paroles en l' air comme la pluie légère qui tombe au passage d' un nuage
Voambolana  6  Haitoetrandro
Singan-teny  7  tandrifina, rahona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07