Teny iditra | 1 tangìka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [2.472#82] tarimon-pesta 4 [1.1] Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny |
Ohatra |
5 [2.472#82] -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono. |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |