Teny iditra tangirika (hirika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hirika, loaka kely migorobaka amin' ny rindrina na amin' ny fefiloha atao fandehanan' ny rano (jereo tangoroaka, izay ilazana loaka mangotana kosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Soupirail, trou d'un mur, d'un souterrain, trou pratiqué aux digues pour le passage de l'eau [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31