|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tangitrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hitrika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Boiboika, fantsitsitra, toy ny fifantsitsiran' ny rano avy ao anaty tany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] jaillissement, comme celui de l'eau sortant d'une fontaine, d'un tuyau, comme celui du sang jaillissant d'une veine

Teny iditra (2/2)6  tangitrika
Sokajin-teny  7  anarana
Fototeny  8  hitrika
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fandentehana zavatra lalina toy ny lefona anaty hazo na anaty tany
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] action de lancer quelque chose dans, comme une lance dans du bois ou dans la terre

Fivaditsoratra  13  atangitrik, tangitrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29