Teny iditra tangoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loaka, gorobaka
Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31