Teny iditra | 1 tangoronina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hodidinin' olona betsaka: Notangoronan' ny ankizy ilay marary ka saika sempotra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be encircled |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#672] qu'on réunit, qu'on groupe 6 [1.8] qu'on encercle |
Fototeny | 7 tangorona |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 12 tangoronana |
Fivaditsoratra | 13 itangoronan, natangorony, natronginao, nirongotana, nitangorona, norangotina, tangoronany, tangoronina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |