Teny iditra tangosana (tango)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly
¶ Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tangosana
tangosako
tangosanao
tangosany
tangosantsika
tangosanay
tangosanareo
tangosan'
tangosan-
tangosam-
tangosa-
notangosana
notangosako
notangosanao
notangosany
notangosantsika
notangosanay
notangosanareo
notangosan'
notangosan-
notangosam-
notangosa-
hotangosana
hotangosako
hotangosanao
hotangosany
hotangosantsika
hotangosanay
hotangosanareo
hotangosan'
hotangosan-
hotangosam-
hotangosa-
tangosy

2010/05/14