Teny iditra | 1 tangosana |
Fototeny | 2 tango |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tapahina amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana: Notangosan' Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanimboly Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 antsangao, antsangoa, atsangano, tangosana, tsanganao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |