|
|
|
|

Teny iditra1  tanimbary
Singan-teny  2 tany, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a ricefield [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Rizière [1.3, 1.8, 1.13]
8 (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. [1.196]
Ohatra  9  Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Voambolana  10  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02