|
|
|
|

Teny iditra1  tanimbary
Singan-teny  2  tany, vary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a ricefield
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8, 1.13] Rizière
7  [1.196] (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation.
Ohatra  8  Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
Voambolana  9  Toe-karena: fambolena
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tanimbary io
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny tanimbary io
Sary 
12  13  14 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13