|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanimbilona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] tany volena ahitra voatokana ho an'ny biby fiompy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] prairie artificielle, pâturage artificiel

Teny iditra (2/2)5  tanimbilona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.13] tanimboly ankoatra ny tanimbary
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] champ
Voambolana  9  Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  10  natamboliny, nitambolina, tanimbilona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21