|
|
|
|

Teny iditra1  tanim-boanjo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.196] (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et voanjo). Terre où l'on pratique une culture épuisante mais pour une courte durée seulement.
Par extension : concession territoriale ; colonie.
Ohatra  4  [2.508] Ankay : tanimboanjo.
Voambolana  5  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  6  tany, voanjo
Tsipelina hafa  7  tanivoanjo

Fivaditsoratra  8  amboninjato, tanim-boanjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02