|
|
|
|

Teny iditra1  taninana
Fototeny  2  tanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninan' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  taninina

Fivaditsoratra  10  antiñana, natanany, natanina, nitanana, tananany, taninana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20