Teny iditra (1/2) | 1 taniravo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
tanimanga, tany mora 4 [1.1] tany fotsifotsy ampiasaina handalorana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][tany ravo] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin 6 [1.42] chalk |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition |
Ohatra |
8 [2.48] Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. 9 [2.470] toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony |
Voambolana |
10 Haibolantany |
Singan-teny | 11 tany, ravo |
Teny iditra (2/2) | 12 Taniravo |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
14 [2.48] Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato |
Voambolana |
15 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 16 tany, ravo |
Fivaditsoratra | 17 avitrano, ivarotan, naavotry, niavotra, nivarota, nivoatra, Taniravo, taniravo, tavy rano, toravina, variñato, voaranty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |